feelings
Rédigé le Mar 30 Oct, 2007 10:39:34 
...sento, tomany, no hany mba navelanao teto
hanambara sy hamisavisa
foana hatreo
ilay nandrandraina hateza ela
ilay diam-peniko no sisa mba tavela...
mbola zaza
Rédigé le Lun 21 Jan, 2008 14:16:34 
mbola zaza ilay fitiavako d voafinganao sahady
ilay fonenany namboariko nanjary fo mangadiady
nifandimby nifanesy, nifanosika ny taona
ilay fitia mbola resy, gina, maina sady moana!
Ricky.